TSY LATSAKA ANATY (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

Efa maro ihany  
Hira mitory  ny hatsaran’ny Ray
Nefa mba misy fanontaniana kely
Manitikitika ireo ‘zay mijery
Moa ve ianao izay mihira ombieny
Miaina tokoa ireny hafatra ireny
SA ve ny olona no toriana lava
Fa ny anao mijanona ho tsianjerim-bava

    Eritrereto sy saintsaino ihany
    Sao snatria fahazarana hatrany
     No hiderana sy hirana ny fiTsiky dia ampylazantsara
    Kanefa ny haingo sy bika toa mafatifaty
    Fa hay nefa ny hira tsy latsaka anaty

De torianao ny fiadanam-po
Nefa tsy mitsiky ireto molotrao roa
Dia atao ahoana no fizarazara
Nefa ianao mitory ve mba manana anjara
Tasrovy anefa ry namana mpitory
Mba tsy ho faty antoka isika akory
Matoa mizara ny filazantsara
Dia tokony ho efa ela no nahazo anjara
Beranja 01/04/14

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Mpamaky : 841
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jobs
Tamin'ny : 28/10/2014 09:29:55
ID : 6804

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo