Indray Andro (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

Indray andro aho nahare feo
Aiza ianao vohay ny fonao TIAKO IANAO
Mandrakizay ny famindrampony
Anilany ny mahatsara anao
Ka vohay ny fotononkira.serasera.orgnao
Ilay mpamonjinao no miantso anao
Ho azonao ny lanitra

Ref:
Ka indro aho anio
Raiso aho mpamonjiko
Nifidy ahy Ianao ho isan'ny zanakao
Misaotra e! Ray Tsy Tò

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Mpamaky : 1229
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Seiya
Tamin'ny : 27/05/2014 21:24:53
ID : 6573

Sokajy