TSY LATSAKA ANATY (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa maro ihany
Hira mitory ny hatsaran’ny Ray
Nefa mba misy fanontaniana kely
Manitikitika ireo ‘zay mijery
Moa ve ianao izay mihira tononkira.serasera.org ombieny
Miaina tokoa ireny hafatra ireny
SA ve ny olona no toriana lava
Fa ny anao mijanona ho tsianjerim-bava
Eritrereto sy saintsaino ihany
zflb Sao snatria fahazarana hatrany
No hiderana sy wrtbepfb hirana ny filazantsara
Kanefa ny haingo sy bika toa mafatifaty
Fa hay nefa ny hira pshs tsy latsaka anaty
De torianao ny fiadanam-po
Nefa tsy mitsiky ireto molotrao roa
Dia atao ahoana no fizarazara
Nefa ianao mitory ve mba manana anjara
Tasrovy anefa ry namana mpitory
Mba tsy ho faty antoka isika akory
Matoa mizara ny filazantsara
Dia tokony ho efa ela no nahazo anjara
Beranja 01/04/14
Hira mitory ny hatsaran’ny Ray
Nefa mba misy fanontaniana kely
Manitikitika ireo ‘zay mijery
Moa ve ianao izay mihira tononkira.serasera.org ombieny
Miaina tokoa ireny hafatra ireny
SA ve ny olona no toriana lava
Fa ny anao mijanona ho tsianjerim-bava
Eritrereto sy saintsaino ihany
zflb Sao snatria fahazarana hatrany
No hiderana sy wrtbepfb hirana ny filazantsara
Kanefa ny haingo sy bika toa mafatifaty
Fa hay nefa ny hira pshs tsy latsaka anaty
De torianao ny fiadanam-po
Nefa tsy mitsiky ireto molotrao roa
Dia atao ahoana no fizarazara
Nefa ianao mitory ve mba manana anjara
Tasrovy anefa ry namana mpitory
Mba tsy ho faty antoka isika akory
Matoa mizara ny filazantsara
Dia tokony ho efa ela no nahazo anjara
Beranja 01/04/14
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)Vangy : 2185
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jobs
Daty : 28/10/2014 09:29
