Vonona aho (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

1...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andron'ny fahatanorako.
Raiso koa, mbola ho voninahitrao.
Ny hirako misandratra ho anao.
Fa mbola vonona aho
Ny anao ,ireo dina taminao
F'efa safidiko atramin'izao
Ny hanaraka anao.
         Ref:Tompo ô !ankiniko aminao
                Izay rehetra(2) atao.
        Tsiky dia ampy        Ka mba mangataka feno ny fanahinao,
                ho mendrika tokoa ny hanompo ,ny ANARANAO.
2...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andro mbola hiainako ety .
Omeko anao(2), hanjakao
Ny hirako misandratra ho anao
Fa mbola vonona aho,ny hanohy
Ny ankininao amiko,
Na dia hamoizako,hatramin'ny aiko
Izay mamiko..
Ref........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Mpamaky : 842
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jobs
Tamin'ny : 09/10/2014 13:11:03
ID : 6770

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo