TSY LATSAKA ANATY (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa maro tononkira.serasera.org ihany
Hira mitory ny hatsaran’ny Ray
Nefa mba misy fanontaniana kely
Manitikitika ireo ‘zay mijery
Moa ve ianao izay mihira ombieny
Miaina tokoa ireny hafatra ireny
SA ve ny olona no toriana lava
Fa ny anao mijanona ho tsianjerim-bava
Eritrereto sy saintsaino ihany
Sao snatria fahazarana hatrany
No hiderana sy hirana ny filazantsara
Kanefa ny haingo sy bika toa mafatifaty
mbljlg Fa hay nefa ny hira tsy latsaka anaty
De torianao ny fiadanam-po
Nefa tsy mitsiky ireto molotrao roa
Dia atao ahoana no fizarazara
Nefa ianao mitory ve wqccssfz mba manana anjara
Tasrovy anefa ry namana mpitory
Mba tsy ho cbvdc faty antoka isika akory
Matoa mizara ny filazantsara
Dia tokony ho efa ela no nahazo anjara
Beranja 01/04/14
Hira mitory ny hatsaran’ny Ray
Nefa mba misy fanontaniana kely
Manitikitika ireo ‘zay mijery
Moa ve ianao izay mihira ombieny
Miaina tokoa ireny hafatra ireny
SA ve ny olona no toriana lava
Fa ny anao mijanona ho tsianjerim-bava
Eritrereto sy saintsaino ihany
Sao snatria fahazarana hatrany
No hiderana sy hirana ny filazantsara
Kanefa ny haingo sy bika toa mafatifaty
mbljlg Fa hay nefa ny hira tsy latsaka anaty
De torianao ny fiadanam-po
Nefa tsy mitsiky ireto molotrao roa
Dia atao ahoana no fizarazara
Nefa ianao mitory ve wqccssfz mba manana anjara
Tasrovy anefa ry namana mpitory
Mba tsy ho cbvdc faty antoka isika akory
Matoa mizara ny filazantsara
Dia tokony ho efa ela no nahazo anjara
Beranja 01/04/14
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)Hits : 2231
Likes : 0 Like
Created by : jobs
Date : 28/10/2014 09:29
