Indray Andro (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro aho nahare feo
Aiza ianao vohay ny fonao TIAKO ayjl IANAO
Mandrakizay ny famindrampony
Anilany ny mahatsara xzwzcunq anao
Ka vohay ny fonao
Ilay mpamonjinao no miantso anao
Ho azonao ny lanitra

Ref:
Ka indro aho tononkira.serasera.org anio
Raiso aho mpamonjiko
Nifidy ahy Ianao ho isan'ny zanakao
Misaotra vhaznic e! Ray Tsy Tò

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Vangy : 2632
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Seiya
Daty : 27/05/2014 21:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048