Indray Andro (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro aho nahare feo
Aiza ianao vohay ny fonao TIAKO IANAO
Mandrakizay ny famindrampony
Anilany ny mahatsara anao
Ka krdd vohay cvomzrp ny fonao
Ilay mpamonjinao no miantso anao
Ho azonao ny tononkira.serasera.org lanitra

Ref:
Ka indro aho anio
Raiso aho dgbtzf mpamonjiko
Nifidy ahy Ianao ho isan'ny zanakao
Misaotra e! Ray Tsy Tò

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Visites : 2660
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Seiya
Date : 27/05/2014 21:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1868