Baiboly (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanevan’ny antsan’ny fiangonana anjarasoa
Baiboly no toriana ‘zao anio hrhrfh izao
Teny soa no holazaina, ka ambarao
Teny tsy lany hamamiana, izay voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.
Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba czueue ho olom-baovao ‘zao tononkira.serasera.org isika izao.
Ilay jesoa noratraina, nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny znsnkn tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVangy : 929
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : setra07
Daty : 19/05/2023 10:46