Baiboly (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanevan’ny antsan’ny fiangonana anjarasoa
Baiboly no toriana ‘zao anio izao
Teny aijklp soa no holazaina, ka ambarao
Teny tsy lany hamamiana, izay tononkira.serasera.org voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.
Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba ho olom-baovao ‘zao isika izao.
Ilay jesoa noratraina, zhxegp nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy wwoh dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVisites : 928
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : setra07
Date : 19/05/2023 10:46