Akaikinao (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ehqmugrn Akaikinao
Akaikinao aho ry ray malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny handao
Izao tontolo mzcndvh smkxkqw izao manintona avokoa
Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao tononkira.serasera.org ny dianay mandrakizay
Mbola tanora sy maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Akaikinao aho ry ray malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny handao
Izao tontolo mzcndvh smkxkqw izao manintona avokoa
Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao tononkira.serasera.org ny dianay mandrakizay
Mbola tanora sy maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : afia antsan'ny fiderana anjarasoaHits : 805
Likes : 0 Like
Created by : setra07
Date : 19/05/2023 10:48
