Baiboly (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanevan’ny antsan’ny fiangonana dpry anjarasoa
Baiboly no toriana ibmkpjpy tononkira.serasera.org ‘zao anio izao
Teny soa no holazaina, ka ambarao
Teny zdgxdvbx tsy lany hamamiana, izay voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.
Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba ho olom-baovao ‘zao isika izao.
Ilay jesoa noratraina, nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny tsitoha
Baiboly no toriana ibmkpjpy tononkira.serasera.org ‘zao anio izao
Teny soa no holazaina, ka ambarao
Teny zdgxdvbx tsy lany hamamiana, izay voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.
Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba ho olom-baovao ‘zao isika izao.
Ilay jesoa noratraina, nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny tsitoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : afia antsan'ny fiderana anjarasoaHits : 930
Likes : 0 Like
Created by : setra07
Date : 19/05/2023 10:46
