ALELOIA (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia
Aleloia,aleloia,aleloia
Masina ny teninao tompo ô
Aleloia,aleloia,aleloia
Dera anie ho anao
Ka ho mandrakizay
Misaotra anao izahay
Tompo ô!ry yfyvpba bkdf tomponay
Noho ny teny soa izay
Nafafinao ho anay
Finaritra,tokoa ny fo
Tompo ehdsn ô!ry tomponay
Raha mahatsiaro tononkira.serasera.org isan’andro
Ny asa vitanao
Aleloia,aleloia,aleloia
Masina ny teninao tompo ô
Aleloia,aleloia,aleloia
Dera anie ho anao
Ka ho mandrakizay
Misaotra anao izahay
Tompo ô!ry yfyvpba bkdf tomponay
Noho ny teny soa izay
Nafafinao ho anay
Finaritra,tokoa ny fo
Tompo ehdsn ô!ry tomponay
Raha mahatsiaro tononkira.serasera.org isan’andro
Ny asa vitanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVisites : 664
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : setra07
Date : 19/05/2023 10:49
