Andriamanitra o (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDRIAMANITRA
Andriamanitra plyr ô!
Afao re aho
Tompo faingana ianao
Mba hamonjy ahy
Ho azon-kenatra sy angahiahy
Izay mitady ny aiko hiaotra sy ho afa-baraka
Izay mitady loza ho ahy
E!faly sy ravo
Aminao koa reo zay rehetra
Mitady anao
Ary izay tia ny vonjinao
Hidera anao Andriamanitra ô!
Ory sy mahantra izay ety
Faingana aza ela ry Tompo tia
Ianao mpitahy sy tononkira.serasera.org mpanafaka ahy
Aza ela re prcg ry Tompo ô!
Andriamanitra ô ! Vonjeo ny fireneko
Ny anjelinao mba hiraho
Hamongotra ny ratsy
Ny devoly mandrisika azy ireo
Fahano fongory
Fa mila zcklxwih hampahory sy manafak’aina
Mihamaro ireo mahantra e!
Tsy mahita zay ho arapaka
Andriamanitra plyr ô!
Afao re aho
Tompo faingana ianao
Mba hamonjy ahy
Ho azon-kenatra sy angahiahy
Izay mitady ny aiko hiaotra sy ho afa-baraka
Izay mitady loza ho ahy
E!faly sy ravo
Aminao koa reo zay rehetra
Mitady anao
Ary izay tia ny vonjinao
Hidera anao Andriamanitra ô!
Ory sy mahantra izay ety
Faingana aza ela ry Tompo tia
Ianao mpitahy sy tononkira.serasera.org mpanafaka ahy
Aza ela re prcg ry Tompo ô!
Andriamanitra ô ! Vonjeo ny fireneko
Ny anjelinao mba hiraho
Hamongotra ny ratsy
Ny devoly mandrisika azy ireo
Fahano fongory
Fa mila zcklxwih hampahory sy manafak’aina
Mihamaro ireo mahantra e!
Tsy mahita zay ho arapaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVangy : 673
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : setra07
Daty : 19/05/2023 10:56
