Andriamanitra o (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDRIAMANITRA
Andriamanitra ô!
Afao re aho
Tompo faingana ianao
Mba hamonjy ahy
Ho azon-kenatra sy angahiahy
Izay mitady ny aiko hiaotra sy ho afa-baraka
Izay mitady loza ho ahy

E!faly sy ravo
Aminao koa reo zay rehetra
Mitady anao
Ary izay tia ny vonjinao
Hidera anao Andriamanitra ô!

Ory sy mahantra izay ety
Faingana aza ela ry Tompo tia
Ianao mpitahy sy mpanafaka ahy
Aza ela re ry Tompo ô!

Andriamanitra ô ! Vonjeo ny fireneko
Ny anjelinao mba hiraho
Hamongotra ny ratsy
Ny devoly mandrisika azy ireo
Fahano fongory
Fa mila hampahory sy manafak’aina
Mihamaro ireo mahantra e!
Tsy mahita zay ho arapaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : afia antsan'ny fiderana anjarasoa
Hits : 407
Likes : 0 Like
Created by : setra07
Date : 19/05/2023 10:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1046