Baiboly (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanevan’ny antsan’ny fiangonana anjarasoa
Baiboly tononkira.serasera.org no stvplqyu toriana ‘zao anio izao
Teny soa no holazaina, tluohct ka ambarao
Teny tsy luvuvjx lany hamamiana, izay voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.
Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba ho olom-baovao ‘zao isika izao.
Ilay jesoa noratraina, nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVangy : 927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : setra07
Daty : 19/05/2023 10:46