Akaikinao (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao

Akaikinao aho ry ray malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny handao
Izao tontolo izao manintona avokoa


Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia algqk hitalahoana manampia
Tsinjovinao ny dianay mandrakizay


Mbola tanora sy maintso tononkira.serasera.org volo
Ny awckjpyk rendrarendra anie manintona afmodxwp avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : afia antsan'ny fiderana anjarasoa
Visites : 807
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : setra07
Date : 19/05/2023 10:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424