Akaikinao (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rjmvskc Akaikinao
Akaikinao aho ry ray malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny guesw handao
Izao tontolo izao manintona avokoa
Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao ny tononkira.serasera.org dianay mandrakizay
Mbola tanora sy fessubq maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Akaikinao aho ry ray malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha ny guesw handao
Izao tontolo izao manintona avokoa
Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao ny tononkira.serasera.org dianay mandrakizay
Mbola tanora sy fessubq maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : afia antsan'ny fiderana anjarasoaVisites : 806
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : setra07
Date : 19/05/2023 10:48
