Akaikinao (afia antsan'ny fiderana anjarasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao

Akaikinao aho ry ray almoow tononkira.serasera.org malala ô!
No faniriako sy mamiko izao
Tsy sitrapoko raha qxdi ny handao
Izao tontolo izao manintona avokoa


Tantananao aho
Jesoa zoky be fitia
Tantananao ny dianay emsgotp mandrakizay
Ry tompo tia hitalahoana manampia
Tsinjovinao ny dianay mandrakizay


Mbola tanora sy maintso volo
Ny rendrarendra anie manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Izao tontolo izao manintona avokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : afia antsan'ny fiderana anjarasoa
Hits : 767
Likes : 0 Like
Created by : setra07
Date : 19/05/2023 10:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425