Ray Mpamindra fo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Ray Tsitoha, Ianao mpiahy ny fiainanay
Ray Mpamindra fo, izay anton’ny fisianay
’Zay iainanay, e aegf lahatra tinendrinao
Raha Ianao manda tsy misy azonay atao
Tsy misy ry Ray ny mba irinao aminay
Afa-tsy izay iainanay ny sitrakao
Saingy lavinay anatrao manoro anay
Mba dadkzb ahafahanay miaina foana ny otanay
Tompo Ray Tsitoha, Ianao no Ray nahary anay
Sady mpanasoa, miaro koa efa hatrizay
’Ndrisy anefa Ray, e fantatrao izay iainanay
Takona Ianao, ny ratsy indray no tomponay
Miezaka izahay hidera anao imolotray,
F’izay ataonay dia e manda
Fomba fotsiny ihany sisa hanompoana anao
Fa ny tononkira.serasera.org toetranay tsy foinay ialana anie
Tompo Ray Tsitoha, Ianao mpiahy ny fiainanay
Ray Mpamindra fo, izay anton’ny fisianay
’Zay iainanay, e lahatra tinendrinao
Raha Ianao manda njpcchln tsy misy azonay atao
A.F.I. (ANTSAN’NY FAHAZAVANA ITAOSY)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 3682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2005 07:56