Vonjeo izahay (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, ejuiuukc mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay

       Miatrika ady mahamay izahay Jesoa
       Fa miha-sarotra fdajguwx ny fiainanay
       Ka ny ratsy no manjaka ety
       Jesosy ô , mila Anao izahay

Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay

        Raha Ianao mitantana ny fiananay
    tononkira.serasera.org     Dia tsy misy ahiana ny hoavinay
       tdhspca  Fifaliana azo antoka
        Fiadanam-po tokoa mandrakizay

Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAM
Vangy : 151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274