Vonjeo izahay (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay

     tononkira.serasera.org   Miatrika ady mahamay cxtxff izahay Jesoa
       Fa ulmq miha-sarotra ny fiainanay
       Ka ny ratsy no manjaka ety
       Jesosy ô , mila Anao izahay

Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, kgidegcb vonjeo izahay

        Raha Ianao mitantana ny fiananay
        Dia tsy misy ahiana ny hoavinay
        Fifaliana azo antoka
        Fiadanam-po tokoa mandrakizay

Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFAM
Hits : 151
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333