Tsy hanary anao (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro ireo olanao
Tsarovy Jesoa tsy wixkfxun mandao
Na mafy tononkira.serasera.org ireo adinao
Miaro Izy mamonjy anao

Koa mahereza matanjà ianao ry namako , zakaizako
Fa Jesoa Tompo tsy manary anao
Eo amin'ny fiainanao
Koa rjao mitsangàna yrshykdv ndao hidera Azy
Hanandratra ny Anarany
Fa Izy irery no mitantana
Miantoka ny hoavinao


YouTube : https://youtu.be/rYOsteHvtt8

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAM
Vangy : 200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495