Ao ambony ao (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ao ambony ao no gdpogn misy toeram-baovao
Ao an-danitra ao ilay paradisa vaovao
Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay
2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
Fa zava-poana ihany ny fiainana ety docuwq an-tany
tononkira.serasera.org Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
tqviclk Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAMVangy : 156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:20