Ao ambony ao (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ao ambony ao no misy toeram-baovao
Ao an-danitra ao ilay paradisa vaovao
Andriamanitrô ! sjlqnfp Midera Anao izahay
Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay
2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
Fa zava-poana ihany ny fiainana ety an-tany
cfgcw Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
vtuebojb tononkira.serasera.org Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAMHits : 156
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:20