Andeha torio (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha torio ny tononkira.serasera.org filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny rwto Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho hxsurt lnhdc anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao
Andeha torio ny tononkira.serasera.org filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny rwto Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho hxsurt lnhdc anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAMVangy : 112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:17
