Andeha torio (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Mba ho vasnfb fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy pgujpi sy ho anao
Ilay paradisa ao zmysslbt an-danitra ao
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Mba ho vasnfb fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy pgujpi sy ho anao
Ilay paradisa ao zmysslbt an-danitra ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAMHits : 182
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:17
