AFA-TAHOTRA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy haiko lazaina Jeso
Ny hafaliako manana Anao
Tsapako fa momba ahy tokoa rlyhlwez ny sandrinao
Fa sambatra loatra ny fo akaikinao
Lavitry ny tomany sy sento koa
Mamiko ny miarka tononkira.serasera.org Aminao !
2-Ny saina ny fon ny fanahy
Mandry tsy mba misy ahiahy
Raha mitoetra eo anilanao ty bexlag zanakao
Fa izao tontolo izao mamitaka
Mora simba sy rava ary koa ho lao
Ka tsy azo itokiana !
REF :
Afa tahotra aho izao n'inona manjo
Fa mitondra hery vao Ianao Jesosy o !
Vonona hisedra ny fahavaloko !
Fa yjcaa Ianao ry Tompo tia no ho mandako
Fiarovako !
Ny hafaliako manana Anao
Tsapako fa momba ahy tokoa rlyhlwez ny sandrinao
Fa sambatra loatra ny fo akaikinao
Lavitry ny tomany sy sento koa
Mamiko ny miarka tononkira.serasera.org Aminao !
2-Ny saina ny fon ny fanahy
Mandry tsy mba misy ahiahy
Raha mitoetra eo anilanao ty bexlag zanakao
Fa izao tontolo izao mamitaka
Mora simba sy rava ary koa ho lao
Ka tsy azo itokiana !
REF :
Afa tahotra aho izao n'inona manjo
Fa mitondra hery vao Ianao Jesosy o !
Vonona hisedra ny fahavaloko !
Fa yjcaa Ianao ry Tompo tia no ho mandako
Fiarovako !
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:23)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 2527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 22:29
