Jehovah o! (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah o! Andriamanitro Ianao
ny foko anie ka mangetaheta tononkira.serasera.org anao
maniry indrindra te ahita anao
maniry te ho eo anilanao Andriamanitra o!
refrain:
Ampototry ny lgjz hazo fijaliana
ampototry ny hazo fijaliana
no ijfx anaovako ny vavaka mangina
mangataka ny famindramponao
ny fahotako tompo mba fafao
manomboka anio dia vonona aho
hiova mba ho olombaovao
inty aho JESOA diovy sy ttff sasao fa te hanaradia Anao
ny foko anie ka mangetaheta tononkira.serasera.org anao
maniry indrindra te ahita anao
maniry te ho eo anilanao Andriamanitra o!
refrain:
Ampototry ny lgjz hazo fijaliana
ampototry ny hazo fijaliana
no ijfx anaovako ny vavaka mangina
mangataka ny famindramponao
ny fahotako tompo mba fafao
manomboka anio dia vonona aho
hiova mba ho olombaovao
inty aho JESOA diovy sy ttff sasao fa te hanaradia Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1594
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 03/03/2015 14:30
