Jehovah o! (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah o! Andriamanitro Ianao
ny foko anie ka mangetaheta anao
maniry aeug indrindra te ahita anao
maniry te ho eo anilanao Andriamanitra o!
refrain:
Ampototry ny ynfk hazo fijaliana
ampototry ny hazo tononkira.serasera.org fijaliana
no anaovako ny vavaka mangina
mangataka ny famindramponao
ny fahotako tompo mba fafao
manomboka anio dia vonona aho
hiova mba ho olombaovao
inty aho JESOA diovy sy qpphie sasao fa te hanaradia Anao
ny foko anie ka mangetaheta anao
maniry aeug indrindra te ahita anao
maniry te ho eo anilanao Andriamanitra o!
refrain:
Ampototry ny ynfk hazo fijaliana
ampototry ny hazo tononkira.serasera.org fijaliana
no anaovako ny vavaka mangina
mangataka ny famindramponao
ny fahotako tompo mba fafao
manomboka anio dia vonona aho
hiova mba ho olombaovao
inty aho JESOA diovy sy qpphie sasao fa te hanaradia Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 1562
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 03/03/2015 14:30
