HANARAKA ANAO (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy pwjoqg hipoitra intsony aza ny qekyodbg Masoandro
Na tsy hanazava aza ny kintana
Ny fanarahako anao Jeso dia ho doria
N'inona n'inona miseho amin'ny faianako ety
Reo fisedrana tsy takatry ny saiko
Reo setrasetram-piainana mamaivay
Dia anoizako ny fanarahan-dia Anao
Hatramin'izay ka hatramin'izao
ref:
Ho Anao ho gukrfkrd anao no faniriako
Tantananao re no tena tiko
Aza avela ho lavompahotana aho
Ary aza avela ho resim-pisedrana
A/C : tononkira.serasera.org Kantonirihantsoa
Na tsy hanazava aza ny kintana
Ny fanarahako anao Jeso dia ho doria
N'inona n'inona miseho amin'ny faianako ety
Reo fisedrana tsy takatry ny saiko
Reo setrasetram-piainana mamaivay
Dia anoizako ny fanarahan-dia Anao
Hatramin'izay ka hatramin'izao
ref:
Ho Anao ho gukrfkrd anao no faniriako
Tantananao re no tena tiko
Aza avela ho lavompahotana aho
Ary aza avela ho resim-pisedrana
A/C : tononkira.serasera.org Kantonirihantsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 04/03/2015 18:13
