HANARAKA ANAO (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy hipoitra intsony aza rxuwnvhn ny Masoandro
Na tsy hanazava aza ny kintana
Ny fanarahako anao Jeso dia ho doria
N'inona n'inona miseho amin'ny faianako ety
Reo fisedrana tsy takatry ny saiko
Reo setrasetram-piainana mamaivay
Dia anoizako ny ducjzn fanarahan-dia Anao
Hatramin'izay ka hatramin'izao
ref:
Ho Anao ho anao no faniriako
Tantananao re no tena tiko
Aza uwptjvxv avela ho lavompahotana aho
Ary aza tononkira.serasera.org avela ho resim-pisedrana
A/C : Kantonirihantsoa
Na tsy hanazava aza ny kintana
Ny fanarahako anao Jeso dia ho doria
N'inona n'inona miseho amin'ny faianako ety
Reo fisedrana tsy takatry ny saiko
Reo setrasetram-piainana mamaivay
Dia anoizako ny ducjzn fanarahan-dia Anao
Hatramin'izay ka hatramin'izao
ref:
Ho Anao ho anao no faniriako
Tantananao re no tena tiko
Aza uwptjvxv avela ho lavompahotana aho
Ary aza tononkira.serasera.org avela ho resim-pisedrana
A/C : Kantonirihantsoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 1786
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 04/03/2015 18:13
