MIRARY SOA (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay, izay rehetra vita izay
lo no wsdt mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy
REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary tononkira.serasera.org soa anao, ny eckzn amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô
Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro dkcexp any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray
lo no wsdt mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy
REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary tononkira.serasera.org soa anao, ny eckzn amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô
Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro dkcexp any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 1031
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 07/06/2022 19:00
