FANAHY MASINA MPAMPIRAY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, mba omeo 'Lay elttwwls Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
zemf       Ny fitokotokoana aminay

REF :
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

                       Instru........

REF : tononkira.serasera.org x2
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

'Zany a, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
     udiewvjd   Ny fitokotokoana aminay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304