Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIRARY SOA (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kmjz Izay, izay rehetra vita izay
lo no aoie mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy
REF :
Mivavaka ho anao e svxmll tononkira.serasera.org hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary soa anao, ny amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô
Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray
lo no aoie mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy
REF :
Mivavaka ho anao e svxmll tononkira.serasera.org hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary soa anao, ny amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô
Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Visites : 1030
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:00
