MIRARY SOA (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay, izay rehetra vita izay
lo no mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray dzxhsga tononkira.serasera.org kosa @ Kristy

REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka oforie lafatra miaraka @ Ray
Mirary soa anao, ny amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô

Reo soa, jefufbfe izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306