FANAHY MASINA MPAMPIRAY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, tononkira.serasera.org mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       bvgrmtwh 'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

REF :
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

               ucmdfje         Instru........

REF : x2
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

'Zany a, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
djta       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Vangy : 1066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 03/06/2022 21:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6292