FANAHY MASINA MPAMPIRAY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       dhykugy Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

REF :
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

               tononkira.serasera.org         Instru........

REF : x2
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

'Zany a, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy ffxphcey tsy ho irery
       Soa, soa lqlno fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313