FANAHY MASINA MPAMPIRAY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
   kgbsv     'Lay Fanahy Masina Mpampiray
    qlrsau    Ny fitokotokoana aminay

REF :
He ! Mombà anay fieav anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza tononkira.serasera.org manalavitra ahy, miangavy moa

                       Instru........

REF : x2
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

'Zany a, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345