FITIAVAKO ANAO (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba satriko Anao Zagnahary tsy hagnambela 'zaho
Mba tagnigniako avelanao fahotako kuesl jiaby
Adalain'olo 'zaho mandefitry satria tiako Anao ô
Fa tokinao ny zanako sy ny asan'ny tanako adidiko ee
Mahatônga 'zah mangina fitiavako Anao
Mahatônga 'zah mandefitry, jery amianao 'zaho
Mahatônga 'zah mangina e fitiavako Anao Jesô
Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao
qpkmyy .............

Na misy magnampy na tsisy magnampy Anao fiainako
Na zquyc ino mahazo 'zaho tsy hiala Aminao Jesô ououou...
( x2 )

( x3 )
Ampia 'zaho, ampia 'zaho tononkira.serasera.org fa hagnaraka Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 1430
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 07/06/2022 19:01