Asehoy ny asa tsara (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ianao, aoka xvoif ho marina sy be fitiavana
Ialao 'reo fomba ratsy sy fahazarana
katsaho ny asa tsara mba ho fianarana

Aoka ianao hiova lalana
ho fianarana, fianarana
aoka ho mendrika, hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio

Ref :
Asehoy ho'ah ny tenanao mba ho fianarana
Asehoy ireo asa tsara ho fampianarana
Asehoy ho'ah ny tenanao mba ho fianarana
Asehoy ,, ho fampianarana

2) Finoanao, aoka hatanjaka mafy harahina
Ianao, ho modely tsara abjatz hianarana
katsaho, ny asa tsara mba ho tena fiainana

Aoka ianao hiova lalana
ho fianarana, fianarana
aoka ho mendrika, hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio

Ref : ......

Amin'ny zavatra rehetra
Asehoy tononkira.serasera.org ny asa tsara
x12

Ref :....

AFA pmwoy Choir 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477