Asehoy ny asa tsara (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ianao, aoka ho marina sy be fitiavana
Ialao 'reo fomba ratsy sy fahazarana
katsaho ny wyqd asa tsara mba ho fianarana
Aoka tononkira.serasera.org ianao hiova lalana
ho fianarana, fianarana
aoka ho mendrika, hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio
Ref :
Asehoy ho'ah ny tenanao mba wjswl ho fianarana
Asehoy ireo kzaw asa tsara ho fampianarana
Asehoy ho'ah ny tenanao mba ho fianarana
Asehoy ,, ho fampianarana
2) Finoanao, aoka hatanjaka mafy harahina
Ianao, ho modely tsara hianarana
katsaho, ny asa tsara mba ho tena fiainana
Aoka ianao hiova lalana
ho fianarana, fianarana
aoka ho mendrika, hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio
Ref : ......
Amin'ny zavatra rehetra
Asehoy ny asa tsara
x12
Ref :....
AFA Choir 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 299
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 05/09/2025 11:17