Asehoy ny asa tsara (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ianao, aoka dflsuh ho marina sy be fitiavana
Ialao 'reo fomba ratsy sy fahazarana
katsaho ny asa tsara mba ho fianarana
Aoka ianao hiova lalana
ho fianarana, qmaaob fianarana
aoka ho mendrika, tononkira.serasera.org hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio
Ref :
Asehoy ho'ah ny tenanao mba ho fianarana
Asehoy ireo asa tsara ho fampianarana
Asehoy ho'ah ny tenanao mba ho fianarana
Asehoy ,, ho fampianarana
2) yevki Finoanao, aoka hatanjaka mafy harahina
Ianao, ho modely tsara hianarana
katsaho, ny asa tsara mba ho tena fiainana
Aoka ianao hiova lalana
ho fianarana, fianarana
aoka ho mendrika, hadio sy ho masina hatrany hatrany
Ny hihemotra, fadio
Ref : ......
Amin'ny zavatra rehetra
Asehoy ny asa tsara
x12
Ref :....
AFA Choir 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Visites : 336
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ckaye
Date : 05/09/2025 11:17