Lasa ianao vao tsapako (Abel Ratsimba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao vao umcbceap tsapako
Ny alaheloko tsy zakako
Lasa ianao vao vniz hitako
Fa nanenenako izay vitako

Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao ny toy izao
Lasa vzgxl ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana

Tsy misy intsony ny azo atao
Fa efa tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny aho raha miteny
Fa tononkira.serasera.org nanenenako ireny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Abel Ratsimba
Vangy : 993
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotomahenina
Daty : 15/06/2024 06:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301