Lasa ianao vao tsapako (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao vao tsapako
Ny alaheloko tsy zakako
Lasa ianao vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao lzocdhn ny toy izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny azo hsfbgtv atao
Fa tononkira.serasera.org efa fqusdri tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny aho raha miteny
Fa nanenenako ireny
Ny alaheloko tsy zakako
Lasa ianao vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao lzocdhn ny toy izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny azo hsfbgtv atao
Fa tononkira.serasera.org efa fqusdri tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny aho raha miteny
Fa nanenenako ireny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel RatsimbaHits : 920
Likes : 0 Like
Created by : Rakotomahenina
Date : 15/06/2024 06:08
