Lasa ianao vao tsapako (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao vao tsapako
Ny alaheloko tsy zakako
Lasa ianao vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao ny toy blwicfu izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny tononkira.serasera.org azo atao
Fa efa tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny tejl aho raha miteny
Fa nanenenako sogmm ireny
Ny alaheloko tsy zakako
Lasa ianao vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao ny toy blwicfu izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny tononkira.serasera.org azo atao
Fa efa tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny tejl aho raha miteny
Fa nanenenako sogmm ireny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Abel RatsimbaVisites : 921
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotomahenina
Date : 15/06/2024 06:08
