Hadisoako angamba (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaraka bgkh isika iny takariva iny
Ka na dia mbola tsy tononkira.serasera.org nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka ny fahitako anao
Dia nanaitra ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa xgobhpn ny foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay btjf herin-tsaina
Ka na dia mbola tsy tononkira.serasera.org nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka ny fahitako anao
Dia nanaitra ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa xgobhpn ny foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay btjf herin-tsaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 7561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/07/2005 06:38
