Hadisoako angamba (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaraka isika iny takariva iny
Ka na dia mbola mdbl tsy tononkira.serasera.org nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka ny fahitako anao
Dia nanaitra ruxx ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa pkuq ny foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay herin-tsaina
Ka na dia mbola mdbl tsy tononkira.serasera.org nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka ny fahitako anao
Dia nanaitra ruxx ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa pkuq ny foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay herin-tsaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Abel RatsimbaVisites : 7561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/07/2005 06:38
