Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hadisoako angamba (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaraka isika iawddp iny takariva iny
Ka na dia mbola tsy nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka givosd ny fahitako anao
Dia nanaitra ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa ny uwvna foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako tononkira.serasera.org anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay herin-tsaina
Ka na dia mbola tsy nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka givosd ny fahitako anao
Dia nanaitra ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa ny uwvna foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka nanery ahy hiloaka avy hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako tononkira.serasera.org anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho ilay herin-tsaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel RatsimbaHits : 7695
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/07/2005 06:38
