Andefaso taratasy (Abel Andriarimalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
Fa lavitra ianao ka tsy tratro

tononkira.serasera.org Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana lavitra tsy amindroana
qqdz Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...

Ny mahazo aty efa maizina any
Ka hoy aho é Andefaso taratasy...

Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova hatrany ka hatraty
Ka tsy djem mba ho ratsy kanefa
Ka hoy rmifwy aho é

Andefaso taratasy... (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Abel Andriarimalala
Vangy : 2700
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/06/2019 15:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301