Andefaso taratasy (Abel Andriarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andefaso taratasy aho lncb raha lasa ianao
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
Fa lavitra ianao ka tononkira.serasera.org tsy tratro
Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana lavitra rtyk tsy amindroana
Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...
Ny mahazo aty efa maizina any
Ka hoy aho é Andefaso taratasy...
Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova etdjus hatrany ka hatraty
Ka tsy mba ho ratsy kanefa
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy... (2)
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
Fa lavitra ianao ka tononkira.serasera.org tsy tratro
Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana lavitra rtyk tsy amindroana
Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...
Ny mahazo aty efa maizina any
Ka hoy aho é Andefaso taratasy...
Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova etdjus hatrany ka hatraty
Ka tsy mba ho ratsy kanefa
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy... (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Abel AndriarimalalaVisites : 2624
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 14/06/2019 15:35
